Ny fianarana no lova tsara indrindra

Fomba fampiasa

1

Mihaino Radio

Afaka mihaino radio isika rehefa manokatra ny pejy Radio Fanabeazana.

2

Misafidy Lesona

Afaka misafidy lesona isika amin'ny alalan'ny fitaovam-pikarohana etsy ambany.

3

Mihaino Lesona

Afaka misafidy ny hihaino lesona ihany isika, dia manindry ireo fitaovana mpamaky ireo lesona.

4

Maka Lesona

Afaka ataontsika ihany koa ny maka ireo lesona, amin'ny alalan'ny bokitra fitrohana ireo lesona.